京都留学情報  by京都府  Information about studying abroad in Kyoto, Japan by Kyoto Prefecture

This blog is written by Friendship Ambassadors of Kyoto Prefecture. It is written from the perspective of exchange students, and by publishing it in both various languages and Japanese. We would like to give you information that will hopefully be useful if you are thinking about choosing Kyoto cultural capital of Japan, for your study abroad.

Ny trano japoney /日本の住宅

京都大学大学院

Randriamanantsoa Oliver Stephane

ランドリアマナンツァ・ステファン・オリヴィエ(マダガスカル出身)

Anisan’ny mampiady ny saina mpianatra maro ny toerana ipetrahana raha vao tonga aty japana satria dia tsy mora tokoa ny dingana amin’izany. Tsara ho fantatra tokoa aloha fa dia tery dia tery ny hefitrano japoney. Maro ireo ankizy milaza fa mbola tsy nipetraka tamina trano tery kely ohatra izao . Saingy ny ao anaty kosa anefa na dia tery aza dia milamina tsara tokoa, ary manara-penitra.

Rehefa avy nitady trano ny mpianatra iray ka nahita dia tsy maintsy ihany koa mitady olona mpiantoka satria ilaina amin’ny fifanekena amin’ny trano. Ary anisan’ny tena sarotra ho an’ny mpianatra vahiny tokoa izany satria dia tsy misy fianakaviana afaka manao izany.

Tiana anefa ny mampahafantatra fa ny oniversite izay hidiranao dia afaka manao mpiantoka anao amin’ny fifanekena izay atao amin’ny trano. Noho izany tsy tokony hisy olana mipetraka. Ankoatra izay dia misy fomba hafa ihany koa ahazoana mpiantoka satria dia tsy voater mipetraka irery ianao fa maka collocataire japonais ary amin’izay dia misoratra amin’ny anarany ilay contract ka tsy mila mpiantoka ianao.

 

来日して一番困ることは住宅を探すことと、その手続きです。それだけでなく、日本の部屋の間取りは予想以上に狭く、今までこんな狭い場所に住んだことがない外国人は多いでしょう。ただ、住宅の設備が整っているので、小さくてもすぐ慣れるようになったという人は少なくはありません。

また、住宅が決まった時、契約するためには保証人が必要です。ところが、家族がいないので、保証してくれる人を見つけるのが非常に大変です。実際は各自の大学が保証してくれることもあるので、安心できます。

また、一人暮らしだけでなく、シェアハウスも可能です。日本人と一緒に住みたい気持ちがあれば、そして、シェアハウスで構わなければ、是非シェアハウスがいいと思います。その場合は、日本人が代表者になれば、保証人を探す必要がなく、契約は楽になります。

③

広告

情報

投稿日: 5月 1, 2015 投稿者: カテゴリー: Housing 住宅, Madagascar マダガスカル

ナビゲーション

2015年5月
« 4月   6月 »
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031

Archives

%d人のブロガーが「いいね」をつけました。