京都留学情報  by京都府  Information about studying abroad in Kyoto, Japan by Kyoto Prefecture

This blog is written by Friendship Ambassadors of Kyoto Prefecture. It is written from the perspective of exchange students, and by publishing it in both various languages and Japanese. We would like to give you information that will hopefully be useful if you are thinking about choosing Kyoto cultural capital of Japan, for your study abroad.

Ny vatsim-pianarana Japoney / 奨学金について

京都大学大学院

Randriamanantsoa Oliver Stephane

ランドリアマナンツァ・ステファン・オリヴィエ(マダガスカル出身)

Betsaka ireo ankizy dia hianatra any ivelany kanefa anesan’ny zava-misakana lehibe ny enti-manana. Ny oniversite japoney tokoa dia andoavam-bola, ary ny vidim-pianana dia midanga. Kanefa, raha te-hifantoka amin’ny fianarana dia tena ilaina ny filaminana ara-bola. Isan-taona tokoa dia manome vatsim-pianarana an’ny mpianatra maromaro ny governemanta japoney. Mizara roa ny rafitra amin’izany fizarana ny fatsim-pianarana izany. Amin’ny alalan’ny masoivoha japoney any amin’ny firenena misy izany, ary ny faharoa kosa dia natao ho an’ireo mpianatra vahiny ka mianto-tena. Noho izany ho an’ireo izay liana amin’ny vatsim-pianarana japoney dia afaka manantona amin’ny masoivoho japoney ka maka ny andinindinina bebe kokoa, ary ho an’ireo izay mpianatra efa eto japana ka mianton-tena dia tokony manantona ny biarao ny fianarana.

 

留学したい人は多いけれども、一番大きな問題はお金のことです。

日本の大学は有料で、物価も高くて、勉強に集中するために奨学金が不可欠でしょう。実は日本政府は文部科学省を通して、日本へ留学したい人に奨学金を与えています。また、奨学金の応募制度は二種類あります。それは各国の日本大使館を通じて申請する、あるいは日本国内申請すなわちすでに大学に在籍する私費留学生です。したがって、興味のある方は自国の日本大使館に、問い合わせていただければ奨学金の情報を手に入れることができます。すでに日本にいる留学生は、在籍する大学までお問い合わせください。

広告

情報

投稿日: 4月 20, 2015 投稿者: カテゴリー: Madagascar マダガスカル, Scholarship 奨学金、アルバイト

ナビゲーション

2015年4月
« 3月   5月 »
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
27282930  

Archives

%d人のブロガーが「いいね」をつけました。