京都留学情報  by京都府  Information about studying abroad in Kyoto, Japan by Kyoto Prefecture

This blog is written by Friendship Ambassadors of Kyoto Prefecture. It is written from the perspective of exchange students, and by publishing it in both various languages and Japanese. We would like to give you information that will hopefully be useful if you are thinking about choosing Kyoto cultural capital of Japan, for your study abroad.

Raha hianatra any ivelany ihany dia Kyoto/留学するなら京都

京都大学大学院

Randriamanantsoa Oliver Stephane  ランドリアマナンツァ・ステファン・オリヴィエ(マダガスカル出身)

Stéphane no anarako avy any Madagasikara.

Ny ankamaroan’ny mpianatra vahiny rehefa hisafidy ny oniversite hianarany dia mazana Tokio foana satria any tokoa moa ny renivohitr’ i Japon. Saingy, maro anefa ny toerana afaka hianarana aty Japon toy i Kyoto izay tanana tsara sy milamina tokoa, ary anisan’ny tanana manana ny tantarany mahaizy azy tokoa. Tsy izay ihany fa anisan’ny toerana mahasarika mpizaha tany satria maro tokoa ireo toerana azo tsidihana. Noho izany dia anisan’ny toerana tsara ho an’ny mpianatra vahiny ny tanànan’ i Kyoto. Tena kanto sy madio tokoa ny tanana, ary dia tena tsara fandray tokoa ny mponina, ary dia toy ny any amin’ny firenena misy anao tokoa iano. Marina tokoa fa ny fianarana aty ivelany dia midika ho fisarahana amin’ny fianakaviana ary tsy vitsy ireo mpianatra manana ahiahy alohan’ny ahatongavany. Sangy i Kyoto kosa dia anisan’ny tanàna tsara fandray raha ny mpianatra vahiny no resahana, ary tena efa nivoninana tokoa amin’ireo foto-drafitr’asa handraisana izany. Ka raha hisafidy ihany dia aleo Kyoto.

皆さん、こんにちは、マダガスカル出身のステファンです。

日本へ留学される方の多くは東京を選んでいます。首都だから選んだという人は少なくありません。 しかしながら、東京の他に、美しい街であり歴史が豊富であり、有名な観光スポットがたくさんある京都という都会が、留学するために最高なところだと私は思います。街は非常にきれいですし、京都の人々はとても明るいので、ほぼ自国にいるように感じます。家族から離れて、一人で外国に住んで、不安感がある人は少なくないでしょう。ところが、京都には外国人のためにより暮らしやすい環境が整っています。ですから、日本に留学するなら、京都が是非お勧めです。

①

広告

情報

投稿日: 3月 30, 2015 投稿者: カテゴリー: Madagascar マダガスカル, Study in Kyoto, university 京都留学・大学

ナビゲーション

2015年3月
« 2月   4月 »
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
3031  

Archives

%d人のブロガーが「いいね」をつけました。